bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 23 › Bokin'ny Genesisy 23:5
Bokin'ny Genesisy 23:5
Dia namaly an’ i Abrahama ny taranak’ i Heta ka nanao taminy hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Heth answered Abraham, saying unto him,
In Context
4Vahiny sy mpivahiny eto aminareo aho; omeo tany fandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny fatin’ ny vadiko tsy ho eto anatrehako.
6Mihainoa anay, tompokolahy: andrian-dehibe eto aminay ianao; koa izay tsara indrindra amin’ ny fasanay no andeveno ny fatin’ ny vadinao; tsy misy aminay hiaro ny fasany aminao tsy handevenanao ny fatin’ ny vadinao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 23
Cross References
1 Chronicles 1:13Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 23:5