Bokin'ny Genesisy 23:7
Dia nitsangana Abrahama ka niankohoka teo anatrehan’ ny taranak’ i Heta tompon-tany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abraham stood up, and bowed himself to the people of the land, even to the children of Heth.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 23
Cross References
Genesis 18:2dia nanopy ny masony izy ka niery, ary, indreo, nisy telo lahy nijanona teo tandrifiny, ka nony nahita ireo izy, dia niala teo am-baravaran’ ny lainy ka nihazakazaka hitsena azy, dia niankohoka tamin’ ny tany
Genesis 23:12Ary niankohoka teo anatrehan’ ny olona tompon-tany Abrahama,
Proverbs 18:24Izay maro sakaiza tsy maintsy tra-pahoriana; Fa misy sakaiza tia, izay mifikitra noho ny rahalahy aza.
Hebrews 12:14Miezaha mitady fihavanana amin’ ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.