The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 24 › Bokin'ny Genesisy 24:25

Bokin'ny Genesisy 24:25

Ary hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona, dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano handrianareo koa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

She said moreover unto him, We have both straw and provender enough, and room to lodge in.

In Context

24Ary hoy izy taminy: Zanakavavin’ i Betoela, zanakalahin’ i Milka, izay naterany tamin’ i Nahora, aho.

26Dia niondrika ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan’ i Jehovah,

Read all of Bokin'ny Genesisy 24

Cross References

Judges 19:19kanefa misy mololo sy hanina ihany ho an’ ny borikinay, sady misy mofo sy divay ho ahy sy ny ankizivavinao ary ho an’ ny zatovo manaraka ny mpanomponao: tsy misy zavatra ilainay intsony.

1 Peter 4:9Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 24:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 24:24Bokin'ny Genesisy 24Bokin'ny Genesisy 24:26 →