Bokin'ny Genesisy 24:33
Dia nandroso hanina teo anoloany izy; fa hoy ralehilahy: Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
34Dia hoy ralehilahy: Mpanompon’ i Abrahama aho.
Read all of Bokin'ny Genesisy 24
Cross References
Psalms 132:3Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin’ ny farafara fandriako,
Ecclesiastes 9:10Izay rehetra azon’ ny tananao atao dia ataovy amin’ ny herinao; fa tsy misy asa, na hevitra, na fahalalana, na fahendrena, any amin’ ny fiainan-tsi-hita izay alehanao.
John 4:31Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô.
1 Timothy 6:2Ary izay manana tompo mino dia aoka tsy hanao tsinontsinona azy, satria rahalahy izy; fa vao mainka tokony hotompoiny aza izy, satria mino sy malala ilay mpandray ny soa atao. Izany zavatra izany no ampianaro sy ananaro.