bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 24 › Bokin'ny Genesisy 24:34
Bokin'ny Genesisy 24:34
Dia hoy ralehilahy: Mpanompon’ i Abrahama aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, I am Abraham’s servant.
In Context
33Dia nandroso hanina teo anoloany izy; fa hoy ralehilahy: Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary!
35Ary Jehovah efa nitahy ny tompoko indrindra, ka efa be ny fananany; ary Jehovah efa nanome azy ondry aman’ osy sy omby, ary volafotsy sy volamena, ary andevolahy sy andevovavy, ary rameva sy boriky.
Read all of Bokin'ny Genesisy 24
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 24:34