Bokin'ny Genesisy 24:48
Dia niondrika aho ka niankohoka teo anatrehan’ i Jehovah, dia nisaotra an’ i Jehovah, Andriamanitr’ i Abrahama tompoko, Izay efa nitondra ahy tamin’ ny lalana marina haka ny zanakavavin’ ny rahalahin’ ny tompoko, ho an’ ny zanany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 24
Cross References
Genesis 24:26Dia niondrika ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan’ i Jehovah,
Exodus 18:20ary hampianatra azy ny didy sy ny lalàna izay mety halehany sy ny asa izay mety hataony.
Psalms 32:8Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
Psalms 107:7Dia nitondra azy tamin’ ny lalana mahitsy Izy, Mba hankanesany any amin’ izay tanàna honenana.
Proverbs 4:11Làlam-pahendrena no atoroko anao: Eny, mitarika anao amin’ ny lalana mahitsy aho.