Bokin'ny Genesisy 24:58
Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin’ io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they called Rebekah, and said unto her, Wilt thou go with this man? And she said, I will go.
In Context
57Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 24
Cross References
Luke 1:38Dia hoy Maria: Inty ny ankizivavin’ ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.