The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 24 › Bokin'ny Genesisy 24:63

Bokin'ny Genesisy 24:63

Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Isaac went out to meditate in the field at the eventide: and he lifted up his eyes, and saw, and, behold, the camels were coming.

In Context

62Ary Isaka efa tonga avy tamin’ ny nalehany tany Bera-lahai-roy; fa nonina tany amin’ ny tany atsimo izy.

64Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an’ Isaka; dia nidina faingana niala tamin’ ny rameva izy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 24

Cross References

Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.

Psalms 104:34Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin’ i Jehovah.

Psalms 119:27Ampahalalao ahy ny lalan’ ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.

Psalms 139:17Endrey, zava-tsoa amiko indrindra ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron’ ny isany!

Psalms 145:5Ny lazan’ ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 24:63

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 24:62Bokin'ny Genesisy 24Bokin'ny Genesisy 24:64 →