The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 25 › Bokin'ny Genesisy 25:19

Bokin'ny Genesisy 25:19

Ary izao no taranak’ Isaka, zanakalahin’ i Abrahama:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And these are the generations of Isaac, Abraham’s son: Abraham begat Isaac:

In Context

18Ary ny taranany nonina hatrany Havila ka hatrany Sora, izay tandrifin’ i Egypta amin’ ny lalana mankany Asyria; nifanandrify tamin’ ny rahalahiny rehetra no nitoerany.

20Abrahama niteraka an’ Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin’ i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin’ i Labana Syriana.

Read all of Bokin'ny Genesisy 25

Cross References

Genesis 21:3Ary ny anaran’ ny zanany izay teraka, ilay naterak’ i Saraha taminy dia nataon’ i Abrahama hoe Isaka.

1 Chronicles 1:32Ary ny zanakalahin’ i Ketora, vaditsindranon’ i Abrahama. Izy no niteraka an’ i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin’ i Joksana dia Sheba sy Dedana.

Matthew 1:2Abrahama niteraka an’ i Isaka; ary Isaka niteraka an’ i Jakoba; ary Jakoba niteraka an’ i Joda mirahalahy avy;

Acts 7:8Ary nomeny fanekena amin’ ny famorana izy. Ary dia niteraka an’ isaka izy ka namora azy tamin’ ny andro fahavalo; ary Isaka niteraka an’ i Jakoba, ary Jakoba niteraka ny patriarka roa ambin’ ny folo lahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 25:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 25:18Bokin'ny Genesisy 25Bokin'ny Genesisy 25:20 →