Bokin'ny Genesisy 25:29
Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob sod pottage: and Esau came from the field, and he was faint:
In Context
28Ary Isaka tia an’ i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Genesisy 25
Cross References
1 Samuel 14:28Ary nisy olona anankiray niteny taminy ka nanao hoe: Rainao anie ka efa nampianiana mafy ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio; ka efa reraka ny olona.
Proverbs 13:25Ny marina mihinana ka voky tsara; Fa noana ny kibon’ ny ratsy fanahy.