Bokin'ny Genesisy 25:3
Ary Joksana niteraka an’ i Sheba sy Dedana. Ary ny zanakalahin’ i Dedana dia Asorima sy Letosima ary Leomima.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jokshan begat Sheba, and Dedan. And the sons of Dedan were Asshurim, and Letushim, and Leummim.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 25
Cross References
2 Samuel 2:9dia nampanjaka azy tamin’ i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra.
Job 6:19Ny antokon’ i Tema mitazana, ny andian’ i Sheba manantena azy;
Isaiah 21:13Faminaniana ny amin’ ny loza hanjo an’ i Arabia. Any an’ ala any Arabia no andrianareo, ry andian’ ny Dedanita.
Jeremiah 49:8Mandosira, miambohoa ianareo, mamitsaha ao amin’ ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ny loza ho an’ i Esao dia nataoko nihatra taminy, dia ny andro hamaliako azy.
Ezekiel 27:6Oka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin’ ny moron-dranomasin’ i Kitima no nataony fipetrahan’ ny mpivoinao sady nasiany parike ivory.
Ezekiel 27:20Dedana no mpandranto nankany aminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.