The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 25 › Bokin'ny Genesisy 25:30

Bokin'ny Genesisy 25:30

Dia hoy Esao tamin’ i Jakoba: Mba anomezo ahy hohaniko ny mena, dia io mena io, fa reraka aho (izany no nanaovana ny anarany hoe Edoma).

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Esau said to Jacob, Feed me, I pray thee, with that same red pottage; for I am faint: therefore was his name called Edom.

In Context

29Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka.

31Fa hoy Jakoba: Amidio amiko ary aloha ny fizokianao.

Read all of Bokin'ny Genesisy 25

Cross References

Genesis 32:4Ary nandefa iraka Jakoba hialoha azy ho any amin’ i Esao rahalahiny, ho any Seïra, tanin’ i Edoma.

Genesis 36:8Koa nonina tany an-tendrombohitra Seïra Esao. (Edoma izany).

Genesis 36:19Ireo no zanak’ i Esao, izay atao hoe koa Edoma, ary ireo no loham-pireneny.

Exodus 15:15Toran-kovitra ny loham-pirenen’ i Edoma; azon-korohoro ny lehilahy maherin’ i Moaba; reraka ny fon’ izay rehetra monina any Kanana.

Deuteronomy 23:7Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin’ ny andronao rehetra mandrakizay.

Obadiah 1:1Ny fahitan’ i Obadia. Izao no lazain’ i Jehovah Tompo ny amin’ i Edoma: Nahare filazana avy tamin’ i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin’ ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 25:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 25:29Bokin'ny Genesisy 25Bokin'ny Genesisy 25:31 →