bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 25 › Bokin'ny Genesisy 25:7
Bokin'ny Genesisy 25:7
Ary ny andro niainan’ i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these are the days of the years of Abraham’s life which he lived, an hundred threescore and fifteen years.
In Context
6Fa ny zanak’ ireo vaditsindranony hafa, izay nananan’ i Abrahama, dia samy notolorany avy ka nampandehaniny, dieny mbola velona izy, hiala amin’ Isaka zanany hiantsinanana ho any amin’ ny tany atsinanana.
8Dia niala aina Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahy antitra ela niainana; dia voangona any amin’ ny razany izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 25
Cross References
Genesis 35:28Ary ny andro niainan’ Isaka dia valo-polo amby zato taona.
Genesis 47:28Ary ny andro niainan’ i Jakoba tao amin’ ny tany Egypta dia fito ambin’ ny folo taona; koa ny andro rehetra niainan’ i Jakoba dia fito amby efa-polo amby zato taona.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 25:7