Bokin'ny Genesisy 25:8
Dia niala aina Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahy antitra ela niainana; dia voangona any amin’ ny razany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Ary ny andro niainan’ i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.
Read all of Bokin'ny Genesisy 25
Cross References
Genesis 15:15Nefa ianao kosa ho any amin’ ny razanao amin’ ny fiadanana; ho tratrantitra indrindra ianao vao hodi-mandry.
Genesis 25:17Ary ny andro niainan’ Isimaela dia fito amby telo-polo amby zato taona; ary niala aina izy ka maty, dia voangona any amin’ ny razany.
Genesis 35:28Ary ny andro niainan’ Isaka dia valo-polo amby zato taona.
Genesis 47:8Ary hoy Farao tamin’ i Jakoba: Firy taona moa no andro niainanao?
Genesis 49:33Ary rehefa vitan’ i Jakoba ny hafatra nataony tamin’ ny zananilahy rehetra, dia navonkiny teo am-parafara ny tongony, dia niala aina izy ka voangona any amin’ ny razany.
Numbers 20:24Arona hangonina any amin’ ny razany; fa tsy hiditra any amin’ ny tany izay nomeko ny Zanak’ Isiraely izy, satria nandà ny teniko teo amin’ ny ranon’ i Meriba ianareo.