Bokin'ny Genesisy 26:14
fa nanana fananana be izy, dia ondry aman’ osy sy omby ary andevo maro; ka dia nialona azy ny Filistina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Ary nanan-karena ralehilahy ka nandroso sy nitombo ambara-pahatongany ho mpanjatobe indrindra;
Read all of Bokin'ny Genesisy 26
Cross References
Genesis 13:2Ary Abrama nanana harena be, dia omby aman’ ondry sy volafotsy ary volamena.
1 Samuel 18:9Ary Saoly hatramin’ izany andro izany dia nangarika an’ i Davida.
Job 5:2Fa ny adala dia vonoin’ ny fahasosorana, ary ny kely saina dia matin’ ny fialonana.
Psalms 112:3Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.
Psalms 144:13Ho feno ny trano fitehirizanay, ka hisy vokatra betsaka samy hafa karazana; Hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;
Proverbs 27:4Masiaka ny fahavinirana, ary misafoaka ny fahatezerana; Fa iza no mahajanona eo anatrehan’ ny fahasaro-piaro?