Bokin'ny Genesisy 26:16
Ary hoy Abimeleka tamin’ Isaka: Miala atỳ aminay; fa ianao mahery lavitra noho izahay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abimelech said unto Isaac, Go from us; for thou art much mightier than we.
In Context
17Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan’ i Gerara ka nonina teo.
Read all of Bokin'ny Genesisy 26
Cross References
Exodus 1:9Ary izy niteny tamin’ ny vahoakany hoe: Indro, ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely efa maro sy mahery noho isika;