Bokin'ny Genesisy 26:17
Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan’ i Gerara ka nonina teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Isaac departed thence, and pitched his tent in the valley of Gerar, and dwelt there.
In Context
16Ary hoy Abimeleka tamin’ Isaka: Miala atỳ aminay; fa ianao mahery lavitra noho izahay.
Read all of Bokin'ny Genesisy 26