bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 26 › Bokin'ny Genesisy 26:19
Bokin'ny Genesisy 26:19
Dia nihady teo amin’ ny lohasaha ny mpanompon’ Isaka ka nahita loharano velona teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Isaac’s servants digged in the valley, and found there a well of springing water.
In Context
18Dia noloaran’ Isaka indray ny lavaka fantsakana izay voahady fony fahavelon’ i Abrahama rainy, fa efa novonoin’ ny Filistina ireny, rehefa maty Abrahama; ary dia nasiany anarana ireny araka ny anarana izay efa nanaovan-drainy azy ihany.
20Ary niady tamin’ ny mpiandry ombin’ Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran’ ny lavaka fantsakana dia nataon’ Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo.
Read all of Bokin'ny Genesisy 26
Cross References
John 4:10Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha fantatrao ny fanomezan’ Andriamanitra sy Izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko, dia ianao no ho nangataka taminy, ka nomeny rano velona.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 26:19