bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 26 › Bokin'ny Genesisy 26:23
Bokin'ny Genesisy 26:23
Dia niakatra niala teo izy ka nankany Beri-sheba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he went up from thence to Beer-sheba.
In Context
22Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen’ i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin’ ny tany.
24Ary Jehovah niseho taminy tamin’ iny alina iny ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr’ i Abrahama rainao; aza matahotra, fa momba anao Aho ka hitahy anao sy hahamaro ny taranakao noho ny amin’ i Abrahama mpanompoko.
Read all of Bokin'ny Genesisy 26
Cross References
Genesis 46:1Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an’ Andriamanitr’ Isaka rainy izy.
Amos 5:5Fa aza mitady an’ i Betela, na mankany Gilgala, ary aza mandroso ho any Beri-sheba; Fa ho babo tokoa Gilgala, ary Betela dia ho tonga tsinontsinona.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 26:23