bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 26 › Bokin'ny Genesisy 26:26
Bokin'ny Genesisy 26:26
Ary Abimeleka mbamin’ i Ahozata sakaizany sy Pikola, komandin’ ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin’ Isaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Abimelech went to him from Gerar, and Ahuzzath one of his friends, and Phichol the chief captain of his army.
In Context
25Ary nanorina alitara teo izy, dia niantso ny anaran’ i Jehovah sady nanorina ny lainy teo koa; ary nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompon’ Isaka.
27Fa hoy Isaka taminy: Nahoana ianareo no mankaty amiko, kanefa nankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo?
Read all of Bokin'ny Genesisy 26
Cross References
Genesis 21:22Ary tamin’ izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin’ ny miaramilany, dia niteny tamin’ i Abrahama ka nanao hoe: Omban’ Andriamanitra ianao amin’ izay rehetra ataonao;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 26:26