Bokin'ny Genesisy 27:10
ary dia ho entinao any amin’ ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt bring it to thy father, that he may eat, and that he may bless thee before his death.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 27
Cross References
Genesis 24:12Dia hoy izy: Jehovah ô, Andriamanitr’ i Abrahama tompoko, ambino aho anio, ary asio soa Abrahama tompoko.