Bokin'ny Genesisy 27:16
Ary ny hoditry ny zanak’ osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin’ ny vozony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she put the skins of the kids of the goats upon his hands, and upon the smooth of his neck:
In Context
17dia natolony teo an-tànan’ i Jakoba zanany ny hanim-py sy ny mofo izay efa namboariny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 27
Cross References
Genesis 27:23Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tanan’ i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy.