Bokin'ny Genesisy 27:17
dia natolony teo an-tànan’ i Jakoba zanany ny hanim-py sy ny mofo izay efa namboariny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she gave the savoury meat and the bread, which she had prepared, into the hand of her son Jacob.
In Context
16Ary ny hoditry ny zanak’ osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin’ ny vozony;
Read all of Bokin'ny Genesisy 27