bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 27 › Bokin'ny Genesisy 27:26
Bokin'ny Genesisy 27:26
Ary hoy Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely ka manoroha ahy, anaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his father Isaac said unto him, Come near now, and kiss me, my son.
In Context
25Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan’ ny zanako hihinanako, mba hitsofan’ ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro.
27Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon’ ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon’ ny zanako. Dia tahaka ny fofon’ ny saha izay notahin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Genesisy 27
Cross References
Genesis 29:11Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.
Song of Solomon 1:2Enga anie ka hanoroka ahy amin’ ny fanorohan’ ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 27:26