Bokin'ny Genesisy 27:3
koa ankehitriny, masìna ianao, alao ny fitifiranao dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha, ka ihazao aho;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary hoy izy: Indro fa efa antitra aho, ka tsy fantatro izay andro hahafatesako;
Read all of Bokin'ny Genesisy 27
Cross References
Genesis 10:9Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan’ i Jehovah, ka izany no nanaovan’ ny olona hoe: Tahaka an’ i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan’ i Jehovah.
Genesis 25:28Ary Isaka tia an’ i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an’ i Jakoba.
1 Corinthians 6:12Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona.