Bokin'ny Genesisy 27:7
Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan’ i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin’ izay asaiko ataonao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 27
Cross References
Deuteronomy 33:1Ary izao no tso-drano nataon’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra, tamin’ ny Zanak’ Isiraely, rehefa nadiva ho faty izy.
1 Samuel 24:19Ary ianao dia naneho androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotr’ i Jehovah teo an-tananao aza aho, dia tsy nahafaty ahy ianao.