Bokin'ny Genesisy 28:11
Ary tonga teo amin’ ny fitoerana anankiray izy ka nandry teo niloaka alina, satria efa maty ny masoandro; dia naka vato tamin’ izany fitoerana izany izy, ka nataony ondana, dia nandry teo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Dia nivoaka avy tany Beri-sheba Jakoba ka nankany Harana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 28
Cross References
Genesis 31:46Ary hoy Jakoba tamin’ ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan’ ny antontam-bato izy rehetra.
2 Corinthians 1:5Fa araka ny haben’ ny fijalian’ i Kristy mihatra aminay no haben’ ny fampiononana anay kosa amin’ ny alalan’ i Kristy.