Bokin'ny Genesisy 28:7
koa Jakoba efa nanaraka ny tenin’ ny rainy aman-dreniny ka lasa nankany Mesopotamia;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And that Jacob obeyed his father and his mother, and was gone to Padan-aram;
In Context
8ary hitan’ i Esao fa efa ratsy teo imason’ Isaka rainy ny zanakavavin’ ny Kananita:
Read all of Bokin'ny Genesisy 28
Cross References
Genesis 27:43Ary ankehitriny, anaka, araho ny teniko; miainga ka mandosira ho any Harana, dia any amin’ i Labana anadahiko.
Leviticus 19:3Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny Sabatako: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Proverbs 30:17Ny maso izay miandranandrana amin-dray Sady tsy mety manaja reny Dia hotsaingotsaingohin’ ny goaika eny an-dohasahan-driaka Ary hohanin’ ny zana-boromahery.
Ephesians 6:3mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin’ ny tany.