Bokin'ny Genesisy 28:8
ary hitan’ i Esao fa efa ratsy teo imason’ Isaka rainy ny zanakavavin’ ny Kananita:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Esau seeing that the daughters of Canaan pleased not Isaac his father;
In Context
7koa Jakoba efa nanaraka ny tenin’ ny rainy aman-dreniny ka lasa nankany Mesopotamia;
Read all of Bokin'ny Genesisy 28
Cross References
Genesis 24:3fa hampianianiko amin’ i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ianao, fa tsy haka vady ho an’ ny zanako avy amin’ ny zanakavavin’ ny Kananita izay iraisako monina ianao;
Genesis 26:35Dia nangidy tamin’ ny fanahin’ Isaka sy Rebeka indrindra ireny.
1 Samuel 8:6Fa tsy sitrak’ i Samoela ny nanaovan’ ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin’ i Jehovah Samoela.