Bokin'ny Genesisy 29:11
Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob kissed Rachel, and lifted up his voice, and wept.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 29
Cross References
Genesis 27:26Ary hoy Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely ka manoroha ahy, anaka.
Genesis 33:4Dia nihazakazaka hitsena azy Esao, ary nisakambina ny tendany, dia namihina sy nanoroka azy; ary samy nitomany izy mirahalahy.
Genesis 45:2Dia nitomany mafy izy, ka ren’ ny Egyptiana, ary ren’ ny tao an-tranon’ i Farao koa.
Exodus 4:27Ary hoy Jehovah tamin’ i Arona: Mandehana hitsena an’ i Mosesy any an-efitra. Dia lasa nandeha izy ka nifanena taminy tao amin’ ny tendrombohitr’ Andriamanitra, dia nanoroka azy.
Romans 16:16Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna. Ny fiangonana rehetra an’ i Kristy manao veloma anareo.