The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 29 › Bokin'ny Genesisy 29:12

Bokin'ny Genesisy 29:12

Dia nambaran’ i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy sy zana-dRebeka izy; dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin-drainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Jacob told Rachel that he was her father’s brother, and that he was Rebekah’s son: and she ran and told her father.

In Context

11Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.

13Ary rehefa ren’ i Labana ny filazany an’ i Jakoba, zanak’ anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran’ i Jakoba tamin’ i Labana izany rehetra izany.

Read all of Bokin'ny Genesisy 29

Cross References

Genesis 14:14Ary raha nahare Abrama fa lasan-ko babo ny rahalahiny dia nitondra ny ompikeliny valo ambin’ ny folo amby telon-jato izy, izay efa nahay niady, ka nanenjika hatrany Dana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 29:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 29:11Bokin'ny Genesisy 29Bokin'ny Genesisy 29:13 →