Bokin'ny Genesisy 29:15
dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Ary Labana nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran’ ny zokiny, ary Rahely no anaran’ ny zandriny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 29
Cross References
Genesis 30:28Ary hoy koa izy: Tonony izay ho karamanao, dia homeko anao.