The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 29 › Bokin'ny Genesisy 29:16

Bokin'ny Genesisy 29:16

Ary Labana nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran’ ny zokiny, ary Rahely no anaran’ ny zandriny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Laban had two daughters: the name of the elder was Leah, and the name of the younger was Rachel.

In Context

15dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao.

17Ary Lea nalemy maso; fa Rahely bikàna sady tsara tarehy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 29

Cross References

Genesis 29:17Ary Lea nalemy maso; fa Rahely bikàna sady tsara tarehy.

Genesis 30:19Dia nanan’ anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’ i Jakoba.

Genesis 33:2Ary nataony loha-lalana ny ankizivavy roa sy ny zanany, ary Lea sy ny zanany nanarakaraka, ary Rahely sy Josefa no vodi-lalana.

Genesis 46:15lreo no zanakalahin’ i Lea izay naterany tamin’ i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan’ ny zananilahy rehetra mbamin’ ny zananivavy dia telo amby telo-polo.

Ruth 4:11Dia hoy ny vahoaka rehetra izay teo amin’ ny vavahady sy ny loholona: Eny, vavolombelona izahay; hataon’ i Jehovah tahaka an’ i Rahely sy tahaka an’ i Lea anie izay vehivavy efa ho tonga ao an-tranonao; fa izy roa vavy no nanangana ny tranon’ ny Isiraely; ary aoka ho lehibe any Efrata anie ianao, ary halaza any Betlehema anie ny anaranao;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 29:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 29:15Bokin'ny Genesisy 29Bokin'ny Genesisy 29:17 →