Bokin'ny Genesisy 29:24
Ary nomen’ i Labana an’ i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Laban gave unto his daughter Leah Zilpah his maid for an handmaid.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 29
Cross References
Genesis 16:1Ary Saray, vadin’ i Abrama, tsy mba niteraka; ary izy nanana mpanompovavy Egyptiana, Hagara no anarany.
Genesis 30:9Ary rehefa hitan’ i Lea fa efa nitsaha-jaza izy, dia naka an’ i Zilpa ankizivaviny izy, ka nomeny ho vadin’ i Jakoba koa.
Genesis 46:18Ireo no zanak’ i Zilpa, izay nomen’ i Labana an’ i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin’ i Jakoba, dia enina ambin’ ny folo izy.