Bokin'ny Genesisy 30:11
Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Leah said, A troop cometh: and she called his name Gad.
In Context
10Ary Zilpa, ankizivavin’ i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’ i Jakoba.
12Ary Zilpa, ankizivavin’ i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 46:16Ary ny zanakalahin’ i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.
Deuteronomy 33:20Ary ny amin’ i GADA dia hoy Izy; Isaorana anie Izay manome malalaka ho an’ i Gada; Mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy Ka mamiravira ny sandry mbamin’ ny tampon-doha.