Bokin'ny Genesisy 30:12
Ary Zilpa, ankizivavin’ i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Zilpah Leah’s maid bare Jacob a second son.
In Context
11Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Numbers 1:40Ary tamin’ ny taranak’ i Asera araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika