Bokin'ny Genesisy 30:18
Ary hoy Lea: Efa nomen’ Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Dia nanan’ anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 46:13Ary ny zanakalahin’ Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.
Deuteronomy 33:18Ary ny amin’ i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin’ izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao.
Revelation 7:7Avy tamin’ ny firenen’ i Simeona roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ i Levy roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ Isakara roa arivo amby iray alina.