Bokin'ny Genesisy 30:19
Dia nanan’ anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’ i Jakoba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Leah conceived again, and bare Jacob the sixth son.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 46:14Ary ny zanakalahin’ i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.
Ezekiel 48:26Ary mifanolotra amin’ ny faritanin’ Isakara, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an’ i Zebolona.