Bokin'ny Genesisy 30:21
Ary rehefa afaka izany, dia niteraka zazavavy izy, ka nataony hoe Dina ny anarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And afterwards she bare a daughter, and called her name Dinah.
In Context
22Ary Andriamanitra nahatsiaro an-dRahely, dia nihaino azy ka nampanan’ anaka azy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 34:26Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin’ ny lelan-tsabatra koa; dia naka an’ i Dina tao an-tranon’ i Sekema izy ka lasa nandeha.