bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 30 › Bokin'ny Genesisy 30:34
Bokin'ny Genesisy 30:34
Ary hoy Labana: Eny, aoka ho araka ny teninao ary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Laban said, Behold, I would it might be according to thy word.
In Context
33Ny fahamarinako no ho vavolombeloko amin’ ny andro ho avy, raha tonga ianao handinika ny karamako: izay rehetra tsy mara ary tsy sada eo amin’ ny osy, ary izay tsy mainty eo amin’ ny ondry, dia ho halatro izany.
35Dia navahany tamin’ izany andro izany ny osilahy sadika sy sada, ary izay osivavy rehetra mara sy sada, dia izay rehetra nisy fotsy, ary ny mainty rehetra teo amin’ ny ondry; dia natolony teo an-tanan’ ny zananilahy ireny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
1 Corinthians 7:7Fa tiako ho tahaka ahy ny olona rehetra; kanefa samy manana izay fanomezam-pahasoavana nomen’ Andriamanitra ary avy, ka ny anankiray toy izao, ary ny anankiray toy izao kosa.
Galatians 5:12Enga anie ka hiesotra aza izay mampitabataba anareo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 30:34