bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 30 › Bokin'ny Genesisy 30:38
Bokin'ny Genesisy 30:38
Ary ireny tsorakazo voaofiny ireny dia napetrany teo anoloan’ ny ondry aman’ osy, teo anatin’ ny tavin-drano, dia teo amin’ ny fisotroan-drano, izay nalehan’ ny ondry aman’ osy hisotro, ka nikambana teo ny lahy sy ny vavy, raha avy hisotro rano izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he set the rods which he had pilled before the flocks in the gutters in the watering troughs when the flocks came to drink, that they should conceive when they came to drink.
In Context
37Ary Jakoba dia naka tsorakazo maro tamin’ ny hazo popola maitso sy tamin’ ny hazo lozy sy tamin’ ny hazo platana; ka nataony ofy vandana ireny hisehoan’ ny fotsy izay teo amin’ ny tsorakazo.
39Dia nikambana tandrifin’ ny tsorakazo ny ondry aman’ osy ka niteraka sadika sy mara ary sada.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 30:38