The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 30 › Bokin'ny Genesisy 30:40

Bokin'ny Genesisy 30:40

Ary ny zanak’ ondry navahan’ i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ ny ondry aman’ osin’ i Labana; ary natokany izay ondry aman’ osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ ny ondry aman’ osin’ i Labana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Jacob did separate the lambs, and set the faces of the flocks toward the ringstraked, and all the brown in the flock of Laban; and he put his own flocks by themselves, and put them not unto Laban’s cattle.

In Context

39Dia nikambana tandrifin’ ny tsorakazo ny ondry aman’ osy ka niteraka sadika sy mara ary sada.

41Ary na oviana na oviana no hikambanan’ ny ondry aman’ osy matanjaka, dia napetrak’ i Jakoba teo anatin’ ny tavin-drano teo anoloan’ ny mason’ ny ondry aman’ osy ireny tsorakazo ireny, mba hikambanany eo anilan’ ny tsorakazo.

Read all of Bokin'ny Genesisy 30

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 30:40

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 30:39Bokin'ny Genesisy 30Bokin'ny Genesisy 30:41 →