The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 30 › Bokin'ny Genesisy 30:42

Bokin'ny Genesisy 30:42

Fa raha osaosa kosa ny ondry aman’ osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an’ i Labana, fa ny matanjaka kosa no an’ i Jakoba.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But when the cattle were feeble, he put them not in: so the feebler were Laban’s, and the stronger Jacob’s.

In Context

41Ary na oviana na oviana no hikambanan’ ny ondry aman’ osy matanjaka, dia napetrak’ i Jakoba teo anatin’ ny tavin-drano teo anoloan’ ny mason’ ny ondry aman’ osy ireny tsorakazo ireny, mba hikambanany eo anilan’ ny tsorakazo.

43Dia nitombo harena indrindra ralehilahy ka nanana ondry aman’ osy betsaka ary andevovavy sy andevolahy ary rameva sy boriky.

Read all of Bokin'ny Genesisy 30

Cross References

Genesis 31:12Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin’ ny ondrivavy sy ny osivavy, satria efa hitako izay rehetra nataon’ i Labana taminao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 30:42

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 30:41Bokin'ny Genesisy 30Bokin'ny Genesisy 30:43 →