Bokin'ny Genesisy 30:5
Dia nanan’ anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin’ i Jakoba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Bilhah conceived, and bare Jacob a son.
In Context
4Dia nomeny azy Bila ankizivaviny ho vadiny; ary dia novadin’ i Jakoba koa izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 30:29Ary hoy Jakoba taminy; Fantatrao ny nanompoako anao sy ny toetry ny omby aman’ ondrinao tato amiko.
Numbers 1:5Ary izao no anaran’ ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin’ i Robena dia Elizora, zanak’ i Sedeora;
1 Chronicles 2:1Izao no zanakalahin’ Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona