The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 30 › Bokin'ny Genesisy 30:6

Bokin'ny Genesisy 30:6

Ary hoy Rahely: Andriamanitra efa nanome ahy ny rariny sady efa nihaino ny feoko, ka nomeny zazalahy aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Rachel said, God hath judged me, and hath also heard my voice, and hath given me a son: therefore called she his name Dan.

In Context

5Dia nanan’ anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin’ i Jakoba.

7Dia nanan’ anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.

Read all of Bokin'ny Genesisy 30

Cross References

Genesis 29:32Dia nanan’ anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian’ ny vadiko aho.

Genesis 46:23Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.

Deuteronomy 27:13Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: dia ny Robena sy ny Gada sy ny Asera sy ny Zebolona sy ny Dana ary ny Naftaly.

Psalms 35:24Tsarao aho, Jehovah Andriamanitro ô, araka ny fahamarinanao; ary aoka tsy hifalian’ ireo aho.

Jeremiah 13:2Dia nividy fehin-kibo aho araka ny tenin’ i Jehovah ka nifehezako ny kiboko.

Jeremiah 15:14Ary hampitondraiko ny fahavalonao ho any amin’ ny tany tsy fantatrao izany; Fa arehitra ny afon’ ny fahatezerako, ka handoro anareo no irehetany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 30:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 30:5Bokin'ny Genesisy 30Bokin'ny Genesisy 30:7 →