Bokin'ny Genesisy 30:8
Ary hoy Rahely: Fitolomana mafy dia mafy no nitolomako tamin’ ny rahavaviko, ka nahery aho; dia nataony hoe Naftaly ny anarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Dia nanan’ anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Genesisy 30
Cross References
Genesis 32:24Ary naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin’ ny renirano, ary nampita ny fananany koa izy.
Genesis 46:24Ary ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
Exodus 9:28Mangataha amin’ i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo.
1 Samuel 14:15Koa nisy hovitra tao amin’ ny toby tany an-tsaha sy tamin’ ny vahoaka rehetra; ary ny teo amin’ ny miaramila sy ny mpandrava nangovitra koa, ary nihorohoro ny tany, ka dia nisy fampangovitana avy tamin’ Andriamanitra.