bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 31 › Bokin'ny Genesisy 31:34
Bokin'ny Genesisy 31:34
Fa efa nalain-dRahely ny sampy ka nataony tao anatin’ ny laselin’ ny rameva, dia nipetraka teo amboniny izy. Ary Labana dia nikaroka eran’ ny lay rehetra, fa tsy nahita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now Rachel had taken the images, and put them in the camel’s furniture, and sat upon them. And Laban searched all the tent, but found them not.
In Context
33Ary Labana niditra tao an-dain’ i Jakoba sy tao an-dain’ i Lea ary tao an-dain’ ny ankiziny roa vavy, fa tsy nahita. Dia niala tao an-dain’ i Lea izy ka niditra tao an-dain-Rahely.
35Ary hoy Rahely tamin’ ny rainy: Aza fady aho, tompokolahy, fa tsy mahazo mitsangana eto anatrehanao aho, satria azon’ ny fombam-behivavy. Dia nikaroka fatratra izy, fa tsy nahita ny sampy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 31
Cross References
Genesis 31:17Dia niainga Jakoba, ka nampitaingeniny ny rameva ny zanany sy ny vadiny;
Leviticus 15:9Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan’ ny marary mitsika.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 31:34