bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 31 › Bokin'ny Genesisy 31:4
Bokin'ny Genesisy 31:4
Ary Jakoba naniraka ka nampaka an-dRahely sy Lea hankany an-tsaha ho any amin’ ny ondry aman’ osiny
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob sent and called Rachel and Leah to the field unto his flock,
In Context
3Ary hoy Jehovah tamin’ i Jakoba: Modia any amin’ ny tanin’ ny razanao sy any amin’ ny havanao; ary homba anao Aho.
5ka nanao taminy hoe: Hitako ny tarehin’ ny rainareo, fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; fa Andriamanitry ny raiko no efa nomba ahy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 31
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 31:4