bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 31 › Bokin'ny Genesisy 31:45
Bokin'ny Genesisy 31:45
Dia naka vato iray Jakoba ka nanangana azy ho tsangam-bato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob took a stone, and set it up for a pillar.
In Context
44Koa ankehitriny avia hanao fanekena isika, dia izaho sy ianao, ka aoka ho vavolombelona amiko sy aminao izany.
46Ary hoy Jakoba tamin’ ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan’ ny antontam-bato izy rehetra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 31
Cross References
Genesis 28:18Ary nifoha maraina koa Jakoba, dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangam-bato, dia nampidina diloilo teo aminy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 31:45