bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 31 › Bokin'ny Genesisy 31:8
Bokin'ny Genesisy 31:8
Raha nilaza hoe izy: Ny mara rehetra ho karamanao, dia niteraka mara ny ondry aman’ osy rehetra: ary raha nilaza hoe indray izy: Ny sadika rehetra ho karamanao, dia niteraka sadika ny ondry aman’ osy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If he said thus, The speckled shall be thy wages; then all the cattle bare speckled: and if he said thus, The ringstraked shall be thy hire; then bare all the cattle ringstraked.
In Context
7Fa ny rainareo efa namitaka ahy ka efa nanova ny karamako im-polo; nefa tsy navelan’ Andriamanitra hahatonga loza tamiko izy.
9Dia nalain’ Andriamanitra ny fananan’ ny rainareo ka nomeny ahy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 31
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 31:8